<-
->

Gen / Jen 10:6 And the sons of Ham; Cush, and Mizraim, and Phut, and Canaan. Ary ny zanakalahin' i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana. Zanak' i Kama: Kosy, Mesraima, Fota, ary Kanaana. Fils de Cham : Kush, Miçrayim, Put, Canaan.