<-
->

Gen / Jen 16:13 And she called the name of the Lord that spake unto her, Thou God seest me: for she said, Have I also here looked after him that seeth me? Ary Hagara nanao ny anaran' i Jehovah, Izay niteny taminy hoe: Hianao no Andriamanitra Izay mahita; fa hoy izy: Tsy teto va no mbola velona aho aorian' ny fahitana? Nataon' i Agara hoe: Atta-El-Roi no anaran' ny Tompo izay niteny taminy, fa hoy izy: Moa dia hitako teto tokoa va ilay Andriamanitra izay nahita ahy? A Yahvé qui lui avait parlé, Agar donna ce nom : Tu es El Roï, car, dit-elle, Ai-je encore vu ici après celui qui me voit ?