<-
->

Gen / Jen 16:15 And Hagar bare Abram a son: and Abram called his son' s name, which Hagar bare, Ishmael. Ary Hagara dia niteraka zazalahy tamin' i Abrama; ary ny anaran' ny zanany izay naterany dia nataon' i Abrama hoe Isimaela. Dia niteraka zazalahy tamin' i Abrama Agara; ary nomen' i Abrama anarana hoe Ismaely ny zaza naterak' i Agara. Agar enfanta un fils à Abram, et Abram donna au fils qu' enfanta Agar le nom d' Ismaèl.