<-
->

Gen / Jen 16:3 And Sarai Abram' s wife took Hagar her maid the Egyptian, after Abram had dwelt ten years in the land of Canaan, and gave her to her husband Abram to be his wife. Ary rehefa nonina folo taona teo amin' ny tany Kanana Abrama, dia nalain' i Saray, vadin' i Abrama, Hagara Egyptiana mpanompovaviny, ka nomeny an' i Abrama vadiny mba hovadiny. Efa nonina folo taona tany amin' ny tany Kanaana Abrama tamin' ny nakan' i Saray, vadin' i Abrama, an' i Agara ilay Ejipsiana mpanompovaviny, ka nanomezany azy an' i Abrama vadiny. Ainsi, au bout de dix ans qu' Abram résidait au pays de Canaan, sa femme Saraï prit Agar l'Égyptienne, sa servante, et la donna pour femme à son mari, Abram.