<-
->

Gen / Jen 17:5 Neither shall thy name any more be called Abram, but thy name shall be Abraham; for a father of many nations have I made thee. Ary ny anaranao tsy hatao hoe Abrama intsony, fa hatao hoe Abrahama, satria efa nataoko ho rain' ny firenena maro ianao. ary ny anaranao dia tsy hatao hoe Abrama intsony, fa hatao hoe Abrahama, satria hataoko rain' ny firenena tsy hita isa hianao. Et l' on ne t' appellera plus Abram, mais ton nom sera Abraham, car je te fais père d' une multitude de nations.