<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 19:1 | And there came two angels to |
Dia nankany Sodoma ilay anjely roa nony hariva, raha Lota nipetraka teo am-bavahadin' i Sodoma; ary raha nahita azy Lota, dia nitsangana mba hitsena azy izy ka niankohoka tamin' ny tany. | Dia tonga tao Sodoma ny Anjely roa, nony hariva; ary Lota tamin' izay nipetraka teo am-bavahadin' i Sodoma. Vao nahita azy ireo Lota dia tafatsangana nitsena azy, ary niankohoka tamin' ny tany ka nanao hoe: | Quand les deux Anges arrivèrent à |