<-
->

Gen / Jen 2:18 And the Lord God said, It is not good that the man should be alone; I will make him an help meet for him. Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: Tsy tsara raha irery ralehilahy; dia hanaovako vady sahaza ho azy izy. Ary hoy Iaveh Andriamanitra: Tsy tsara raha irery ny lehilahy; fa hanaovako mpanampy azy mitovy aminy izy. Yahvé Dieu dit : Il n' est pas bon que l' homme soit seul. Il faut que je lui fasse une aide qui lui soit assortie.