<-
->

Gen / Jen 21:12 And God said unto Abraham, Let it not be grievous in thy sight because of the lad, and because of thy bondwoman; in all that Sarah hath said unto thee, hearken unto her voice; for in Isaac shall thy seed be called. Ary hoy Andriamanitra tamin' i Abrahama: Aoka tsy ho ratsy eo imasonao ny amin' ny zaza sy ny andevovavinao; fa izay rehetra lazain' i Saraha aminao, dia ekeo ny teniny, fa avy amin' Isaka no hantsoina izay taranaka ho anao. Fa hoy Andriamanitra tamin' i Abrahama: Aza atao mampalahelo anao ny amin' ny zaza sy ny andevovavinao, fa na inona na inona angatahin' i Sarà ekeo avokoa, satria avy amin' Isaaka no hihavian' ny taranaka hitondra ny anaranao. mais Dieu lui dit : Ne te chagrine pas à cause du petit et de ta servante, tout ce que Sara te demande, accorde-le, car c' est par Isaac qu' une descendance perpétuera ton nom,