<-
->

Gen / Jen 21:25 And Abraham reproved Abimelech because of a well of water, which Abimelech' s servants had violently taken away. Ary Abrahama nananatra an' i Abimeleka noho ny lavaka fantsakana anankiray izay efa nalain' ny mpanompon' i Abimeleka an-keriny Nanome tsiny an' i Abimeleka anefa Abrahama, fa nisy lavaka fantsakana anankiray nanaovan' ny mpanompony an-keriny. Abraham fit reproche à Abimélek à propos du puits que les serviteurs d' Abimélek avaient usurpé.