<-
->

Gen / Jen 21:6 And Sarah said, God hath made me to laugh, so that all that hear will laugh with me. Ary hoy Saraha: Efa nampihomehezin' Andriamanitra aho; izay rehetra mandre dia hiara-mihomehy amiko. Ary hoy Sarà: Efa nomen' Andriamanitra ahy izay hampihomehy ahy, ka na iza na iza handre izany dia hihomehy noho ny amiko. Hoy koa izy: Et Sara dit : Dieu m' a donné de quoi rire, tous ceux qui l' apprendront me souriront.