<-
->

Gen / Jen 22:10 And Abraham stretched forth his hand, and took the knife to slay his son. Ary Abrahama naninjitra ny tànany ka nandray ny antsy mba hamonoany ny zanany. Dia naninjitra ny tànany Abrahama ka nandray ny antsy hamonoana ny zanany. Abraham étendit la main et saisit le couteau pour immoler son fils.