<-
->

Gen / Jen 22:24 And his concubine, whose name was Reumah, she bare also Tebah, and Gaham, and Thahash, and Maachah. Ary ny vaditsindranony, izay atao hoe Reoma, izy koa dia niteraka an' i Teba sy Gahama sy Tahasy ary Meaka. Ilay vaditsindranony atao hoe Ramà koa dia niteraka an' i Tabea sy Gahama, ary Toasy sy Maakà. Il avait une concubine, nommée Réuma, qui eut aussi des enfants : Tébah, Gaham, Tahas et Maaka.