<-
->

Gen / Jen 22:7 And Isaac spake unto Abraham his father, and said, My father: and he said, Here am I, my son. And he said, Behold the fire and the wood: but where is the lamb for a burnt offering? Ary Isaka niteny tamin' i Abrahama rainy ka nanao hoe: Ry ikaky ô! dia hoy izy: Inty aho, anaka. Ary hoy izy: Indreto ny afo sy ny kitay; fa aiza kosa izay ondry hatao fanatitra dorana? Dada ô! Ka hoy ny navaliny: Inty aho, anaka. Dia hoy Isaaka: Ny afo sy ny kitay ireto dia efa eto, fa izay zanak' ondry atao sorona dorana kosa no aiza? Isaac s' adressa à son père Abraham et dit : Mon père ! Il répondit : Oui, mon fils ! - Eh bien, reprit-il, voilà le feu et le bois, mais où est l' agneau pour l' holocauste ?