<-
->

Gen / Jen 25:11 And it came to pass after the death of Abraham, that God blessed his son Isaac; and Isaac dwelt by the well Lahairoi. Ary rehefa maty Abrahama, dia notahin' Andriamanitra Isaka zanany; ary Isaka dia nonina teo akaikin' i Bera-lahai-roy. Nony maty Abrahama nasian' Andriamanitra soa Isaaka zanany; ary tao akaikin' ny fantsakana "Lakaï-Roï" Isaaka no nonina. Après la mort d' Abraham, Dieu bénit son fils Isaac, et Isaac habita près du puits de Lahaï Roï.