<-
->

Gen / Jen 26:10 And Abimelech said, What is this thou hast done unto us? one of the people might lightly have lien with thy wife, and thou shouldest have brought guiltiness upon us. Ary hoy Abimeleka: Inona izao nataonao taminay izao? Saiky nisy nandry tamin' ny vadinao ny olona, dia ho nahatonga heloka taminay ianao. Ka hoy Abimeleka: Ahoana no nanaovanao izany taminay? Fa nety ho nisy nandeha tamin' ny vadinao ny olona ka ho nampiditra fahotana taminay hianao. Abimélek reprit : Qu' est-ce que tu nous as fait là ? Un peu plus, quelqu' un du peuple couchait avec ta femme et tu nous chargeais d' une faute !