<-
->

Gen / Jen 26:11 And Abimelech charged all his people, saying, He that toucheth this man or his wife shall surely be put to death. Dia nandidy ny vahoakany rehetra Abimeleka ka nanao hoe: Izay manendry io lehilahy io na ny vadiny dia hatao maty tokoa. Dia nomen' i Abimeleka teny ny vahoakany rehetra, nataony hoe: Izay mikasika io lehilahy io na ny vadiny dia vonoina ho faty. Alors Abimélek donna cet ordre à tout le peuple : Quiconque touchera à cet homme et à sa femme sera mis à mort.