<-
->

Gen / Jen 26:15 For all the wells which his father' s servants had digged in the days of Abraham his father, the Philistines had stopped them, and filled them with earth. Ary ny lavaka fantsakana rehetra, izay efa nohadin' ny mpanompon-drainy fony fahavelon' i Abrahama rainy, dia efa novonoin' ny Filistina sy nototofany tany avokoa. Nototofan' ny Filistina nofenoiny tany avokoa ny lavaka fantsakàna nohadin' ny mpanompon-drainy, fony fahavelon' i Abrahama rainy. Tous les puits que les serviteurs de son père avaient creusés, - du temps de son père Abraham, - les Philistins les avaient bouchés et comblés de terre.