<-
->

Gen / Jen 26:20 And the herdmen of Gerar did strive with Isaac' s herdmen, saying, The water is ours: and he called the name of the well Esek; because they strove with him. Ary niady tamin' ny mpiandry ombin' Isaka ny mpiandry omby tao Gerara ka nanao hoe: Anay ny rano; ary ny anaran' ny lavaka fantsakana dia nataon' Isaka hoe Eseka, satria nifanditra taminy izy ireo. Fa niadin' ny mpiandry ondry tao Jerara ny mpiandry ondrin' Isaaka nataony hoe: Anay ny rano. Ka nataon' Isaaka hoe Esaka ny anaran' ny lavaka fantsakàna, satria niadin-dry zareo izy. Mais les bergers de Gérar entrèrent en dispute avec les bergers d' Isaac, disant : L' eau est à nous ! Isaac nomma ce puits Éseq, parce qu' ils s'étaient querellés avec lui.