<-
->

Gen / Jen 26:21 And they digged another well, and strove for that also: and he called the name of it Sitnah. Dia nihady lavaka fantsakana hafa koa izy, ka niadiany indray io; ary ny anarany dia nataony hoe Sitna. Ary nihady lavaka fantsakàna hafa indray ny mpanompon' Isaaka nefa mbola niadina ihany koa io, ka nataony hoe Sitnà no anarany. Ils creusèrent un autre puits et il y eut encore une dispute à son propos; il le nomma Sitna.