<-
->

Gen / Jen 26:31 And they rose up betimes in the morning, and sware one to another: and Isaac sent them away, and they departed from him in peace. Dia nifoha maraina koa izy, ka samy nanao fianianana; dia nampandehanin' Isaka ireo, ka dia lasa nody soa aman-tsara izy. Ary nifoha vao maraina koa izy, dia samy nanao fianianana izy roa tonta, izay izy ireo vao nalefan' Isaaka; ka dia lasa soa aman-tsara niala taminy. Levés de bon matin, ils se firent un serment mutuel. Puis Isaac les congédia et ils le quittèrent en paix.