<-
->

Gen / Jen 26:5 Because that Abraham obeyed my voice, and kept my charge, my commandments, my statutes, and my laws. satria efa nihaino ny feoko Abrahama ka nitandrina izay nasaiko notandremany, dia ny didiko sy ny teniko ary ny lalàko. satria efa nihaino ny feoko Abrahama ary nitandrina ny teniko sy ny didiko amam-pitsipiko sy ny lalàko. en retour de l' obéissance d' Abraham, qui a gardé mes observances, mes commandements, mes règles et mes lois.