<-
->

Gen / Jen 27:14 And he went, and fetched, and brought them to his mother: and his mother made savoury meat, such as his father loved. Dia nandeha izy ka naka, ary nitondra tao amin' ny reniny; ary ny reniny kosa dia nanao hanim-py araka ilay tian' ny rainy. Dia nandeha naka Jakoba, ka nitondra izany tamin-dreniny, nanaovany nahandro tsara araka ilay tian-drainy. Il alla les chercher et les apporta à sa mère qui apprêta un régal comme son père aimait.