<-
->

Gen / Jen 27:15 And Rebekah took goodly raiment of her eldest son Esau, which were with her in the house, and put them upon Jacob her younger son: Ary nalain-dRebeka ny fitafian' i Esao lahimatoany, dia ny tsara izay efa notehiriziny tao an-trano, ka nampitafiny an' i Jakoba zanany faralahy. Ary nalain-dRebekà ny fitafian' i Esao, zanany lahimatoa, ny tsara indrindra, izay tao an-trano, ka nampitafiany an' i Jakoba, zanany lahiaivo. Rébecca prit les plus beaux habits d'Ésaü, son fils aîné, qu' elle avait à la maison, et en revêtit Jacob, son fils cadet.