<-
->

Gen / Jen 27:23 And he discerned him not, because his hands were hairy, as his brother Esau' s hands: so he blessed him. Ary tsy nahafantatra azy izy, satria voloina tahaka ny tanan' i Esao rahalahiny ny tànany; dia notsofiny rano izy. Tsy nahalala azy izy, satria voloina tahaka ny an' i Esao, rahalahiny, ny tànany, ka dia nitso-drano azy. Il ne le reconnut pas car ses bras étaient velus comme ceux d'Ésaü son frère, et il le bénit.