<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 27:25 | And he said, Bring it near to me, and I will eat of my son' s venison, that my soul may bless thee. And he brought it near to him, and he did eat: and he brought him wine and he drank. | Ary hoy kosa Isaka: Arosoy eto anoloako ary izato hazan' ny zanako hihinanako, mba hitsofan' ny fanahiko rano anao. Ary dia narosony teo anoloany, ka dia nihinana izy; ary nitondrany divay izy, dia nisotro. | Dia hoy Isaaka: Arosoy àry hohaniko izato hazan' ny zanako, mba hitsofan' ny fanahiko rano anao. Dia naroson' i Jakoba teo anoloany izany ka nihinana izy; ary notolorany divay koa; ka nisotro. |