<-
->

Gen / Jen 27:42 And these words of Esau her elder son were told to Rebekah: and she sent and called Jacob her younger son, and said unto him, Behold, thy brother Esau, as touching thee, doth comfort himself, purposing to kill thee. Ary nisy namambara tamin-dRebeka izany tenin' i Esao zanany lahimatoa izany; dia naniraka nampaka an' i Jakoba zanany faralahy izy ka nanao taminy hoe: Indro, Esao rahalahinao mikasa hamaly ny nataonao ka hamono anao. Nolazain' olona tamin-dRebekà izany tenin' i Esao zanany lahimatoa izany, ka nampanalainy Jakoba zanany lahiaivo, dia hoy izy taminy: Indro Esao rahalahinao mikasa hamaly faty anao, ka hamono anao. Lorsqu' on rapporta à Rébecca les paroles d'Ésaü, son fils aîné, elle fit appeler Jacob, son fils cadet, et lui dit : Ton frère Ésaü veut se venger de toi en te tuant.