<-
->

Gen / Jen 27:43 Now therefore, my son, obey my voice; arise, flee thou to Laban my brother to Haran; Ary ankehitriny, anaka, araho ny teniko; miainga ka mandosira ho any Harana, dia any amin' i Labana anadahiko. Noho izany, anaka, henoy aho: Miaingà hianao ary mandosira any amin' i Labana anadahiko, any Harana, Maintenant, mon fils, écoute-moi : pars, enfuis-toi chez mon frère Laban à Harân.