<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 27:6 | And |
Ary Rebeka niteny tamin' i Jakoba zananilahy ka nanao hoe: Indro, efa reko ny rainao niteny tamin' i Esao rahalahinao nanao hoe: | Tamin' izay Rebekà nilaza tamin' i Jakoba, zanany hoe: Izao no reko nolazain-drainao tamin' i Esao, rahalahinao: |