<-
->

Gen / Jen 29:21 And Jacob said unto Laban, Give me my wife, for my days are fulfilled, that I may go in unto her. Ary hoy Jakoba tamin' i Labana: Aiza ny vadiko, mba hanambadiako azy? fa efa tapitra ny fetr' androko. Ary hoy Jakoba tamin' i Labana: Omeo ahy ny vadiko fa tapitra ny fetr' androko dia hankaminy aho. Puis Jacob dit à Laban : Accorde-moi ma femme car mon temps est accompli, et que j' aille vers elle !