<-
->

Gen / Jen 29:26 And Laban said, It must not be so done in our country, to give the younger before the firstborn. Dia hoy Labana: Tsy fanao atý amin' ny taninay ny mamoaka ny zandriny alohan' ny zokiny. Ary hoy no navalin' i Labana: Tsy fanao aty ny mamoaka ny zandriny alohan' ny zokiny. Laban répondit : Ce n' est pas l' usage dans notre contrée de marier la plus jeune avant l' aînée.