<-
->

Gen / Jen 29:5 And he said unto them, Know ye Laban the son of Nahor? And they said, We know him. Ary hoy izy taminy: Moa mba fantatrareo va Labana, zanakalahin' i Nahora? Dia hoy izy: Fantatray ihany. Dia hoy izy taminy: Mba fantatrareo va Labana zanak' i Nakora? Ary hoy ny navaliny: Fantatray izy. Il leur dit : Connaissez-vous Laban, fils de Nahor ? - Nous le connaissons, répondirent-ils.