<-
->

Gen / Jen 30:1 And when Rachel saw that she bare Jacob no children, Rachel envied her sister; and said unto Jacob, Give me children, or else I die. Ary rehefa hitan-dRahely fa tsy mba niteraka tamin' i Jakoba izy, dia nialona ny rahavaviny izy, ka hoy izy tamin' i Jakoba: Mba omeo zaza aho, fa raha tsy izany, dia ho faty aho. Nony hitan-dRasela fa tsy mba niteraka tamin' i Jakoba izy, dia nialona ny rahavaviny izy sady nanao tamin' i Jakoba hoe: Mba omeo zaza aho, fa raha tsy izany maty aho. Rachel, voyant qu' elle-même ne donnait pas d' enfants à Jacob, devint jalouse de sa soeur et elle dit à Jacob : Fais-moi avoir aussi des enfants, ou je meurs !