<-
->

Gen / Jen 30:13 And Leah said, Happy am I, for the daughters will call me blessed: and she called his name Asher. Ary hoy Lea: Sambatra aho, fa hataon' ny zanakavavin' ny olona hoe sambatra aho; dia nataony hoe Asera ny anarany. Ka hoy Lià: Fahasambarana ho ahy izao; fa hataon' ny zazavavy hoe: sambatra aho. Dia nataony hoe Asera ny anarany. Léa dit : Pour ma félicité ! car les femmes me féliciteront; et elle l' appela Asher.