<-
->

Gen / Jen 30:14 And Reuben went in the days of wheat harvest, and found mandrakes in the field, and brought them unto his mother Leah. Then Rachel said to Leah, Give me, I pray thee, of thy son' s mandrakes. Ary nivoaka nitsangantsangana Robena tamin' ny andro fijinjam-bary ka nahita dodaima naniry tany an-tsaha, dia nitondra azy ho any amin' i Lea reniny. Ary hoy Rahely tamin' i Lea: Veloma ianao, mba anomezo ahy kely ny dodaiman' ny zanakao. Tamin' ny fotoana fijinjam-barim-bazaha, nivoaka Robena, ka nahita mandragora tany an-tsaha, dia nentiny tany amin' i Lià reniny. Ary hoy Rasela tamin' i Lià: Masìna hianao, mba omeo kely amin' ny mandragoran-janakao aho. Étant sorti au temps de la moisson des blés, Ruben trouva dans les champs des pommes d' amour, qu' il apporta à sa mère, Léa. Rachel dit à Léa : Donne-moi, s' il te plaît, des pommes d' amour de ton fils,