<-
->

Gen / Jen 30:20 And Leah said, God hath endued me with a good dowry; now will my husband dwell with me, because I have born him six sons: and she called his name Zebulun. Ary hoy Lea: Efa nanome anjara soa ho ahy Andriamanitra; amin' izao vao hitoetra amiko ny vadiko, fa efa niteraka zaza enin-dahy ho azy aho; dia nataony hoe Zebolona ny anarany. ka nanao hoe: Nomen' Andriamanitra anjara soa aho; amin' izao, dia hitoetra amiko ny vadiko, fa niteraka enina mirahalahy ho azy aho. Dia nataony hoe Zabolòna ny anarany. Léa dit : Dieu m' a fait un beau présent, cette fois mon mari m' honorera, car je lui ai donné six fils; et elle l' appela Zabulon.