<-
->

Gen / Jen 30:27 And Laban said unto him, I pray thee, if I have found favour in thine eyes, tarry: for I have learned by experience that the Lord hath blessed me for thy sake. Ary hoy Labana taminy: Masìna ianao, raha nahita fitia eo imasonao aho, mitoera eto amiko, efa namantatra aho, ka fantatro fa avy taminao no nitahian' i Jehovah ahy. Fa hoy Labana taminy: Raha mba nahita fitia teo imasonao ihany aho re, dia hitako fa hianao no nanambinan' ny Tompo ahy. Laban lui dit : Si j' ai trouvé grâce à tes yeux... J' ai appris par les présages que Yahvé m' avait béni à cause de toi.