<-
->

Gen / Jen 30:31 And he said, What shall I give thee? And Jacob said, Thou shalt not give me any thing: if thou wilt do this thing for me, I will again feed and keep thy flock. Ary hoy izy: Inona ary no homeko anao? Ary hoy Jakoba: Tsy hanome ahy na inona na inona ianao; raha hataonao amiko izao zavatra izao, dia mbola handrasako sy hotandremako ihany ny ondry aman' osinao: Dia hoy Labana: Inona àry no homeko anao? Ka hoy Jakoba: Tsy hanome ahy na inona na inona hinao; fa raha ekenao izao teniko izao, dia handrasako sy hotandremako indray ny biby fiompinao. Laban reprit : Que faut-il te payer ? Jacob répondit : Tu n' auras rien à me payer : si tu fais pour moi ce que je vais dire, je reprendrai la conduite de ton troupeau.