<-
->

Gen / Jen 30:40 And Jacob did separate the lambs, and set the faces of the flocks toward the ringstraked, and all the brown in the flock of Laban; and he put his own flocks by themselves, and put them not unto Laban' s cattle. Ary ny zanak' ondry navahan' i Jakoba, ary ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin' ny ondry aman' osin' i Labana; ary natokany izay ondry aman' osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin' ny ondry aman' osin' i Labana. Novahan' i Jakoba ny zanak' ondry, ary ny biby fiompy dia nataony nanatrika ny sadìka sy ny mainty rehetra amin' ny biby fiompy ananan' i Labana. Izany no nahazoany andiam-biby fiompy ho an' ny tenany, ka tsy nakambany tamin' ny biby fiompin' i Labana. Quant aux moutons, Jacob les mit à part et il tourna les bêtes vers ce qui était rayé et tout ce qui était noir dans le troupeau de Laban. Ainsi il se constitua des troupeaux à lui, qu' il ne mit pas avec les troupeaux de Laban.