<-
->

Gen / Jen 30:41 And it came to pass, whensoever the stronger cattle did conceive, that Jacob laid the rods before the eyes of the cattle in the gutters, that they might conceive among the rods. Ary na oviana na oviana no hikambanan' ny ondry aman' osy matanjaka, dia napetrak' i Jakoba teo anatin' ny tavin-drano teo anoloan' ny mason' ny ondry aman' osy ireny tsorakazo ireny, mba hikambanany eo anilan' ny tsorakazo. Nony injay ny ondry matanjaka no nitady hikambana, dia nataon' i Jakoba tao anatin' ny fisotroan-drano talaky mason' ny ondry ny tsora-kazo, mba hikambananany eo anilan' ny tsora-kazo; De plus, chaque fois que s' accouplaient les bêtes robustes, Jacob mettait les baguettes devant les yeux des bêtes dans les auges, pour qu' elle s' accouplent devant les baguettes.