<-
->

Gen / Jen 31:1 And he heard the words of Laban' s sons, saying, Jacob hath taken away all that was our father' s; and of that which was our father' s hath he gotten all this glory. Ary Jakoba nandre ny tenin' ny zanakalahin' i Labana nanao hoe: Efa lasan' i Jakoba avokoa izay rehetra nananan' ny raintsika; ary avy tamin' ny fananan' ny raintsika no nahazoany izao voninahitra rehetra izao. Ren' i Jakoba fa ny zanakalahin' i Labana dia nanao vava hoe: Lasan' i Jakoba avokoa izay nananan-draintsika; ary avy amin' ny ananan-draintsika no nahazoany izao fananany rehetra izao. Jacob apprit que les fils de Laban disaient : Jacob a pris tout ce qui était à notre père et c' est aux dépens de notre père qu' il a constitué toute cette richesse.