<-
->

Gen / Jen 31:12 And he said, Lift up now thine eyes, and see, all the rams which leap upon the cattle are ringstraked, speckled, and grisled: for I have seen all that Laban doeth unto thee. Ary hoy Izy: Mba atopazy ny masonao ka jereo, fa sadika sy mara ary sada ny lahy rehetra izay mikambana amin' ny ondrivavy sy ny osivavy, satria efa hitako izay rehetra nataon' i Labana taminao. Atopazo ny masonao ka jereo, fa sadìka sy mara ary sada avokoa ny lahy mikambana amin' ny ondry vavy, satria hitako ny nataon' i Labana taminao. Il dit : Lève les yeux et vois : tous les boucs qui saillissent les bêtes sont rayés, tachetés ou tavelés, car j' ai vu tout ce que Laban te fait.