<-
->

Gen / Jen 31:2 And Jacob beheld the countenance of Laban, and, behold, it was not toward him as before. Ary hitan' i Jakoba ny tarehin' i Labana, fa indro tsy mba miramirana taminy tahaka ny taloha izy. Hitan' i Jakoba fa niova taminy ka tsy tahaka ny taloha intsony ny endrik' i Labana. Jacob vit à la mine de Laban qu' il n'était plus avec lui comme auparavant.