<-
->

Gen / Jen 31:26 And Laban said to Jacob, What hast thou done, that thou hast stolen away unawares to me, and carried away my daughters, as captives taken with the sword? Ary hoy Labana tamin' i Jakoba: Inona izao ataonao izao, no dia nangala-dia tamiko ianao ka nitondra ny zanako-vavy toy ny babo azo tamin' ny sabatra? Ary hoy Labana tamin' i Jakoba: Fa naninona ity hianao? Nandiso fisainana ahy hianao, sy nitondra ny zanako vavy toy ny babo azo tamin' ny sabatra. Laban dit à Jacob : Qu' as-tu fait d' abuser mon esprit et d' emmener mes filles comme des captives de guerre ?