<-
->

Gen / Jen 31:33 And Laban went into Jacob' s tent, and into Leah' s tent, and into the two maidservants' tents; but he found them not. Then went he out of Leah' s tent, and entered into Rachel' s tent. Ary Labana niditra tao an-dain' i Jakoba sy tao an-dain' i Lea ary tao an-dain' ny ankiziny roa vavy, fa tsy nahita. Dia niala tao an-dain' i Lea izy ka niditra tao an-dain-Rahely. Dia nidiran' i Labana ny lain' i Jakoba sy ny lain' i Lià, ary ny an' ny ankiziny roa vavy, nefa tsy nahitany na inona na inona. Nivoaka avy ao an-dain' i Lià izy, dia niditra tao an-dain-dRasela. Laban alla chercher dans la tente de Jacob, puis dans la tente de Léa, puis dans la tente des deux servantes, et il ne trouva rien. Il sortit de la tente de Léa et entra dans celle de Rachel.