<-
->

Gen / Jen 31:34 Now Rachel had taken the images, and put them in the camel' s furniture, and sat upon them. And Laban searched all the tent, but found them not. Fa efa nalain-dRahely ny sampy ka nataony tao anatin' ny laselin' ny rameva, dia nipetraka teo amboniny izy. Ary Labana dia nikaroka eran' ny lay rehetra, fa tsy nahita. Nalain-dRasela kosa ny terafima dia nataony tao amin' ny laselin' ny rameva, ary nipetrahany teo amboniny. Dia nisava ny tao an-day rehetra Labana ka tsy nahita na inona na inona. Or Rachel avait pris les idoles domestiques, les avait mises dans le palanquin du chameau et s'était assise dessus; Laban fouilla toute la tente et ne trouva rien.