<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 31:36 | And |
Dia tezitra Jakoba ka nifamaly tamin' i Labana; ary namaly Jakoba ka nanao tamin' i Labana hoe: Inona no heloko? inona no otako, no dia niolomay nanenjika ahy ianao? | Dia tezitra Jakoba ka nanome tsiny an' i Labana; ary niteny Jakoba ka nanao tamin' i Labana hoe: Inona no heloko, inona no hadisoako, no dia efa milofo ery hianao manenjika ahy? |