<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 32:5 | And I have oxen, and asses, flocks, and menservants, and womenservants: and I have sent to tell my lord, that I may find grace in thy sight. | Ary nanome teny azy izy ka nanao hoe: Izao no holazainareo amin' i Esao tompoko: Izao no tenin' i Jakoba mpanomponao: Efa nivahiny tany amin' i Labana aho ka nitoetra tany mandraka ankehitriny; | Efa manana omby aman' ampondra sy ondry, ary mpanompo lahy amana vavy aho, ary mampilaza izany amin' ny tompoko, mba hahitako fitia eo imasonao. | Il leur donna cet ordre : Ainsi parlerez-vous à Monseigneur |