<-
->

Gen / Jen 34:1 And Dinah the daughter of Leah, which she bare unto Jacob, went out to see the daughters of the land. Dia nivoaka Dina, zanakavavin' i Lea, izay naterany tamin' i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany. Ary Dinà zanakavavin' i Lià, naterany tamin' i Jakoba, nivoaka hizaha ny zazavavy tompon-tany. Dina, la fille que Léa avait donnée à Jacob, sortit pour aller voir les filles du pays.