<-
->

Gen / Jen 34:2 And when Shechem the son of Hamor the Hivite, prince of the country, saw her, he took her, and lay with her, and defiled her. Ary nahita azy Sekema, zanakalahin' i Hamora Hivita, andriana tamin' izany tany izany; dia naka azy izy ary nandry taminy ka nampietry azy. Ka hitan' i Sikema zanak' i Hemora, Heveana, andriana tamin' izany tany izany, dia notsoahany, ka niray fandriana ary nanao an-kery taminy izy. Sichem, le fils de Hamor le Hivvite, prince du pays, la vit et, l' ayant enlevée, il coucha avec elle et lui fit violence.