<-
->

Gen / Jen 34:25 And it came to pass on the third day, when they were sore, that two of the sons of Jacob, Simeon and Levi, Dinah' s brethren, took each man his sword, and came upon the city boldly, and slew all the males. Ary nony tamin' ny andro fahatelo, rehefa ilay narary mafy iny izy ireo, dia samy nitondra ny sabany ny zanak' i Jakoba roa lahy, dia Simeona sy Levy, anadahin' i Dina, ka niakatra sahisahy tao an-tanàna, dia namono ny lehilahy rehetra tao. Nony tamin' ny andro fahatelo, raha ilay narary iny izy ireo, dia samy naka ny sabany avy ny zanak' i Jakoba roalahy, Simeona sy Levì, anadahin' i Dinà, ka niakatra tsy aman-tahotra tao an-tanàna, namono ny lehilahy rehetra. Or, le troisième jour, tandis qu' ils étaient souffrants, les deux fils de Jacob, Siméon et Lévi, les frères de Dina, prirent chacun son épée et marchèrent sans opposition contre la ville : ils tuèrent tous les mâles.